
Plus de 25 ans à distribuer les marques de confiance en alimentaire, hygiène, entretien et papeterie pour les épiceries, supermarchés et grossistes de la Grande Île.

Ny loha-laharam-pahamehantsika voalohany dia ny fananana mpanjifa afopo sy ny fanolorana tolotra voafehy. Manoloana izany, miezaka hatrany isika mba hisian'ny entana vonona, amin'ny fotoana sy vidiny sahaza ho an'ny rehetra.
